| Fandraisana
RANDRIAMPAMONJY
N J Melki
Salut!..Salut!..à ...
www.melki-l.skyrock.com http://melki-z.e-monsite.com randria_melki@yahoo.com Tel: 0324434454 http://namana.serasera.org (melki)
Ankino @ Jehovah ny asanao dia ho lavorary izay kasainao Sambatra izay matahotra an'i JEHOVAH "PSAUME 117" 1 [Fiantsoana ny olona, sy izao firenena rehetra izao hidera an'i Jehovah] Miderà an'i Jehovah ry firenena rehetra; Miderà Azy, ry olona rehetra. 2 Fa lehibe ny famindram-pony amintsika; Ary mandrakizay ny fahamarinan'i Jehovah. Haleloia.
Faly miarahaba anareo izay mitsidika ny site melki.onlc aho. Ety ampiandohana dia manasa antsika aho mba ho liana sahady. Maro mantsy ny resaka ifanaovantsika eto, araka ny teo-java-misy sy izay mba niainana hatramin'izay. maro ny lesona azotsika tsoahana eto, mba entitsika miaina sy mandroso eo @ fiainana. na tanora, na lehibe dia mety ahita tombon-tsoa, arakaraky ny fandraisantsika azy.Afaka mamaky izay mba tandrify antsika isika ah!Misy ny resaka ho Antsika TANORA, ny Mozika, Ny fianarana, Ny fiainana , Ny asa...Sns...eh Koa mazotoa ary! Mbola ho avy ny antsika rehetra vahiny, izay andikako azy @ teny "français" rano iray, fa hatreto aloha dia omeko tombony manokana ny Malagasy rehetra! |
||
Design : Mag'Artée - Tous droits réservés |
||